-
Zakaria 10:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 ‘Hisioka hiantso azy ireo aho ka hanangona azy rehetra.
Fa havotako izy ireo,+ dia ho lasa be dia be,
Ary ho maro be foana.
-