Ezekiela 27:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ireo sambon’i Tarsisy+ no nitanjozotra nitatitra ny entam-barotrao,Ka lasa feno entana ianao sady navesatra be* teny afovoan-dranomasina.
25 Ireo sambon’i Tarsisy+ no nitanjozotra nitatitra ny entam-barotrao,Ka lasa feno entana ianao sady navesatra be* teny afovoan-dranomasina.