-
Zakaria 14:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Ary izao no loza hamelezan’i Jehovah ny olona rehetra miady amin’i Jerosalema:+ Mbola eny am-pitsanganana eny izy dia ho lo ny nofony. Ho lo ao anaty taolamasony ny masony, ary ho lo ao am-bavany ny lelany.
-