-
Ezekiela 32:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “‘Any no misy an’i Meseka sy Tobala+ ary ny vahoakany rehetra. Manodidina azy ny fasan’izy ireo. Tsy mifora daholo ireo, sady voatrobaky ny sabatra, satria nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona.
-