-
Ezekiela 39:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Rehefa mahita taolam-paty ireo olona mitety an’ilay tany, dia hasiany marika eo akaikin’ilay izy. Dia handevina an’ilay izy ao amin’ny Lohasahan’i Hamona-goga ny olona voatendry handevina faty.+
-