Ezekiela 38:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho avy hamely ny Israely vahoakako ianao, toy ny rahona mandrakotra ny tany. Any am-parany any, dia hoentiko hamely ny taniko ianao,+ ry Goga. Amin’izay dia ho fantatr’ireo firenena aho, rehefa manamasina ny tenako, noho izay ataoko aminao.”’+
16 Ho avy hamely ny Israely vahoakako ianao, toy ny rahona mandrakotra ny tany. Any am-parany any, dia hoentiko hamely ny taniko ianao,+ ry Goga. Amin’izay dia ho fantatr’ireo firenena aho, rehefa manamasina ny tenako, noho izay ataoko aminao.”’+