-
Ezekiela 21:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Lazao amin’ny tanin’ny Israely hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Hiady aminao aho, ka hotsoahako avy ao anaty tranony ny sabatro.+ Dia samy haringako ny olo-marina sy ny ratsy fanahy eo aminao.
-