Isaia 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Any am-parany any,*Ilay tendrombohitra misy ny tranon’i JehovahDia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+Ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.Ary hiaraka ho any ny firenena rehetra.+
2 Any am-parany any,*Ilay tendrombohitra misy ny tranon’i JehovahDia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+Ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.Ary hiaraka ho any ny firenena rehetra.+