FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nisy hoatran’ny zavamananaina efatra+ tao anatin’ilay izy, ka samy hoatran’ny bikabikan’olombelona no fahitana azy.

  • Ezekiela 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mahitsy ny tongotr’izy ireo, ary mitovy amin’ny kitron’ny zanak’omby ny faladiany. Namirapiratra toy ny varahina nokosehina hangirana koa ny tongony.+

  • Daniela 10:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nijery aho, ka nahita lehilahy iray nanao akanjo rongony.+ Nanao fehikibo vita tamin’ny volamena avy any Ofaza koa izy teo amin’ny andilany. 6 Namirapiratra hoatran’ny krizolita+ ny vatany, toy ny tselatra ny tarehiny, ary tahaka ny fanilo mirehitra ny masony. Hoatran’ny varahina nokosehina hangirana ny sandriny sy ny tongony,+ ary toy ny feon’ny vahoaka be ny feony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara