-
1 Mpanjaka 6:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nasiany varavarankely maromaro mihatery+ ilay trano.
-
-
Ezekiela 41:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nisy varavarankely mihatery+ sy sarina hazo palmie koa teo amin’ny andaniny sy ny ankilany tamin’ny lala-mitafo, sy teo amin’ny rindrin’ny efitrefitra tamin’ilay tempoly ary teo amin’ireo tafokely.
-