-
Ezekiela 40:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nisy vavahady mitodika mianavaratra teo amin’ny tokotany ivelany. Norefesin’ilay lehilahy koa ny lavany sy ny sakany. 21 Nisy efitra fiambenana telo teo amin’ny andaniny roa tamin’ilay vavahady. Nitovy refy tamin’ilay vavahady voalohany ny andry* sy ny lala-mitafo tao amin’izy io. Nirefy 50 hakiho ny lavan’ilay vavahady, ary 25 hakiho ny sakany.
-