-
Ezekiela 40:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Dia nentiny niditra avy any atsinanana aho mba hankao amin’ny tokotany anatiny. Norefesiny ilay vavahady ka nitovy habe tamin’ireo vavahady hafa.
-
-
Ezekiela 40:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Nanatrika ny tokotany ivelany ny lala-mitafo teo aminy. Nisy sarina hazo palmie teo amin’ny andry roa teo amin’ny andaniny roa, ary zanatohatra valo no niakarana tao.
-
-
Ezekiela 40:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Dia nentin’ilay lehilahy nankao amin’ny vavahady avaratra aho.+ Ary norefesiny ilay izy, ka nitovy habe tamin’ireo vavahady hafa.
-
-
Ezekiela 40:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Nanatrika ny tokotany ivelany ny andry* teo aminy. Nisy sarina hazo palmie teo amin’ny andry roa teo amin’ny andaniny roa, ary zanatohatra valo no niakarana tao.
-