-
Levitikosy 8:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary nosasany tamin’ny rano ny tsinain’ilay ondry sy ny ranjony. Dia nodoran’i Mosesy teo ambony alitara ilay ondrilahy manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana izany mba hamoaka hanitra mahafinaritra.* Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.
-