2 Samoela 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho raiki-tahotra na dia ny olona be herim-po izay manana fo toy ny an’ny liona aza.+ Fantatry ny Israely rehetra mantsy fa lehilahy matanjaka+ ny rainao, ary be herim-po ireo lehilahy miaraka aminy. Ohabolana 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Mandositra ny ratsy fanahy na dia tsy misy manenjika aza,Fa feno toky hoatran’ny liona* kosa ny olo-marina.+
10 Ho raiki-tahotra na dia ny olona be herim-po izay manana fo toy ny an’ny liona aza.+ Fantatry ny Israely rehetra mantsy fa lehilahy matanjaka+ ny rainao, ary be herim-po ireo lehilahy miaraka aminy.
28 Mandositra ny ratsy fanahy na dia tsy misy manenjika aza,Fa feno toky hoatran’ny liona* kosa ny olo-marina.+