Ezekiela 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary nentin’ilay lehilahy nianavaratra aho mba hankao amin’ny tokotany ivelany.+ Dia nentiny teo amin’ny fitambaran-trano feno efitra fisakafoana aho, teo akaikin’ilay faritra babangoana,+ teo avaratr’ilay tranobe nifanila taminy.+
42 Ary nentin’ilay lehilahy nianavaratra aho mba hankao amin’ny tokotany ivelany.+ Dia nentiny teo amin’ny fitambaran-trano feno efitra fisakafoana aho, teo akaikin’ilay faritra babangoana,+ teo avaratr’ilay tranobe nifanila taminy.+