-
Eksodosy 29:45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 Honina eo amin’ny vahoakan’Israely aho ka ho Andriamaniny.+
-
-
Salamo 132:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Ity no toerana honenako mandrakizay;
Eto aho no hipetraka,+ satria izany no faniriako.
-
-
Joela 3:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo izay mipetraka ao Ziona, tendrombohitro masina.+
-