7 Hampahafantariko ny Israely vahoakako ny anarako masina, ary tsy havelako hozimbazimbaina intsony izany anarako masina izany. Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa izaho no Jehovah,+ Ilay Masina eo amin’ny Israely.’+
2 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia hofafako tsy hisy intsony eto amin’ity tany ity ny anaran’ireo sampy,+ ka tsy hotsarovana intsony. Hesoriko eto amin’ity tany ity koa ny mpaminany+ sy ny fanahin’ny fahalotoana.