Ezekiela 40:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Ry zanak’olona, jereo tsara, dia mihainoa tsara, ka diniho tsara izay* rehetra asehoko anao. Izany mantsy no antony nitondrako anao eto. Dia lazao amin’ny taranak’Israely izay rehetra hitanao.”+
4 Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Ry zanak’olona, jereo tsara, dia mihainoa tsara, ka diniho tsara izay* rehetra asehoko anao. Izany mantsy no antony nitondrako anao eto. Dia lazao amin’ny taranak’Israely izay rehetra hitanao.”+