5 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Ry zanak’olona, diniho tsara, dia jereo, ka henoy tsara izay rehetra lazaiko aminao momba ny fitsipika sy ny lalàna mahakasika ny tempolin’i Jehovah. Diniho tsara koa ny fidirana ao amin’ilay tempoly, sy ny fivoahana rehetra avy ao amin’ilay toerana masina.+