Eksodosy 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Asio tandroka+ ny zorony efatra, ka tokony ho hazo iray tsy tapatapahina no hanaovanao an’ilay alitara sy ireo tandrony. Dia petaho takela-barahina ilay alitara.+ Apokalypsy 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahenina.+ Dia naheno feo avy teo amin’ny tandrok’ilay alitara volamena+ teo anatrehan’Andriamanitra aho.
2 Asio tandroka+ ny zorony efatra, ka tokony ho hazo iray tsy tapatapahina no hanaovanao an’ilay alitara sy ireo tandrony. Dia petaho takela-barahina ilay alitara.+
13 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahenina.+ Dia naheno feo avy teo amin’ny tandrok’ilay alitara volamena+ teo anatrehan’Andriamanitra aho.