-
Eksodosy 29:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fa ny henan’ilay omby sy ny hodiny ary ny tainy kosa dia hodoranao any ivelan’ny toby. Fanatitra noho ny ota ilay ombilahy.
-
-
Hebreo 13:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa rehefa avy nentin’ny mpisoronabe tao amin’ny toerana masina ny ran’ny biby mba hatao fanatitra noho ny ota, dia dorana any ivelan’ny toby+ ny fatiny.
-