46 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Tokony hihidy foana+ ny vavahadin’ny tokotany anatiny, izany hoe ilay vavahady mitodika miantsinanana,+ mandritra ny enina andro fiasana.+ Tokony hivoha kosa ilay izy amin’ny andro sabata sy rehefa tsinam-bolana.