FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Ento mankao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao.+

      “Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.+

  • Nomery 18:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+

  • Nomery 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Omeko anao+ ny tsara indrindra amin’ny menaka sy ny divay vaovao ary ny varimbazaha, izany hoe ny voaloham-bokatra+ omeny an’i Jehovah.

  • Nomery 18:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Teneno ny Levita hoe: ‘Hahazo ny ampahafolon-karena avy amin’ny Israelita ianareo, ary efa nomeko anareo ho lovanareo izany.+ Dia tokony hataonareo fanomezana ho an’i Jehovah ny ampahafolony amin’ilay ampahafolon-karena.+ 27 Hoheverina ho fanomezanareo izany, ka hoatran’ny hoe voa avy eny amin’ny famoloananareo+ ihany, na hoe divay na menaka avy amin’ny famiazanareo ihany.

  • Deoteronomia 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Omeo azy koa ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazahanao sy ny divainao vaovao sy ny menakao ary ny santatry ny volonondrinao vao avy nohetezana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara