Ezekiela 40:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nentiny teo amin’ny tokotany ivelany aho, ka nahita efitra fisakafoana*+ sy faritra vita rarivato nanodidina an’ilay tokotany. Nisy 30 ny efitra fisakafoana teo amin’io faritra io.
17 Dia nentiny teo amin’ny tokotany ivelany aho, ka nahita efitra fisakafoana*+ sy faritra vita rarivato nanodidina an’ilay tokotany. Nisy 30 ny efitra fisakafoana teo amin’io faritra io.