-
Ezekiela 48:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “Ho an’ny mpiadidy ny ambiny, eo amin’ny andaniny roa amin’ilay fanomezana masina sy ilay fananan’ny tanàna.+ Ho eo anilan’ireo 25 000 hakiho, eo atsinanana sy eo andrefan’ilay fanomezana izy io. Hitovy amin’izay anjara hafa eo akaikiny izy io, ary ho anjaran’ny mpiadidy. Ho eo afovoan’izy io ilay fanomezana masina sy ny toerana masina, dia ny tempoly.
-