-
Amosa 8:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ka miteny hoe: ‘Rahoviana vao ho tapitra ny fetin’ny tsinam-bolana+ mba hivarotanay varimbazaha,
Ary ny Sabata+ mba hahafahanay hivarotra varimbazaha indray?
Dia ho afaka hampiasa efaha* kely kokoa
Sy sekely* mavesatra kokoa izahay,
Dia tsy ho marina intsony ny mizana, ka ho afaka hanambaka izahay.+
-
Mika 6:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Mbola misy ao an-tranon’ny ratsy fanahy ve ny harena azony tamin’ny ratsy,
Sy ny efaha* famarana nohakelezina, izay maharikoriko?
-
-
-