1 Tantara 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa avy nanolotra ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana+ i Davida, dia nitso-drano ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah. 2 Tantara 30:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nanome ombilahy 1 000 sy ondry 7 000 ho an’ny fiangonana i Hezekia mpanjakan’ny Joda. Ny andriana kosa nanome ombilahy 1 000 sy ondry 10 000.+ Ary be dia be ny mpisorona nanamasina ny tenany.+
2 Rehefa avy nanolotra ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana+ i Davida, dia nitso-drano ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah.
24 Dia nanome ombilahy 1 000 sy ondry 7 000 ho an’ny fiangonana i Hezekia mpanjakan’ny Joda. Ny andriana kosa nanome ombilahy 1 000 sy ondry 10 000.+ Ary be dia be ny mpisorona nanamasina ny tenany.+