FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Intelo isan-taona ny lehilahy rehetra eo aminao no hiseho eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao, any amin’ilay toerana fidiny: Amin’ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ sy ny Fetin’ireo Herinandro,+ ary ny Fetin’ny Trano Rantsankazo.*+ Tsy tokony hisy hitondra tanam-polo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah.

  • 2 Tantara 8:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Avy eo dia nanolotra sorona dorana+ ho an’i Jehovah i Solomona, teo amin’ny alitaran’i+ Jehovah, izay efa naoriny teo anoloan’ny tilikambo fidirana.+ 13 Nanaraka ny didy nomen’i Mosesy izy ka nanao ny fanatitra tokony hatao isan’andro, ny fanatitra atao rehefa Sabata+ sy tsinam-bolana+ ary amin’ny fotoanan’ny fety intelo isan-taona,+ dia ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ sy ny Fetin’ireo Herinandro,+ ary ny Fetin’ny Trano Rantsankazo.*+

  • 2 Tantara 31:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nanome tamin’ny fananany koa ny mpanjaka mba hanaovana fanatitra dorana,+ anisan’izany ny fanatitra amin’ny maraina sy hariva,+ sy ny fanatitra dorana rehefa Sabata+ sy tsinam-bolana+ ary fety,+ araka izay voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara