-
Levitikosy 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hanolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah anefa ianareo mandritra ny fito andro. Ary hisy fivoriambe masina amin’ny andro fahafito. Tsy tokony hanao asa mafy ianareo, na inona izany na inona.’”
-