Ezekiela 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny mpiadidy kosa hipetraka ao mba hihinana sakafo eo anatrehan’i Jehovah,+ satria mpiadidy izy. Eo amin’ny lala-mitafon’ny vavahady izy no hiditra sy hivoaka.”+
3 Ny mpiadidy kosa hipetraka ao mba hihinana sakafo eo anatrehan’i Jehovah,+ satria mpiadidy izy. Eo amin’ny lala-mitafon’ny vavahady izy no hiditra sy hivoaka.”+