FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 45:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Amin’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany no hankalazanareo ny Paska.+ Mandritra ny fito andro, dia mofo tsy misy lalivay no tokony hohanina.+

  • Ezekiela 45:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tokony hanome fanatitra varimbazaha koa izy, ka lafarinina iray efaha isaky ny vantotr’ombilahy no homeny, ary lafarinina iray efaha isaky ny ondrilahy. Hanome menaka iray hina* isaky ny lafarinina iray efaha koa izy.

  • Ezekiela 46:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ireto avy ny fanatitra hatao rehefa tsinam-bolana: Vantotr’ombilahy iray nalaina avy amin’ny andiany, sy ondrilahy kely enina, ary ondrilahy iray. Tsy tokony hisy kilema daholo ireo.+ 7 Tokony hanolotra fanatitra varimbazaha koa izy, ka lafarinina iray efaha no hampiarahiny amin’ilay vantotr’ombilahy, ary lafarinina iray efaha koa no hampiarahiny amin’ilay ondrilahy. Izay mba takatry ny fananany kosa no hampiarahiny amin’ireo ondrilahy kely. Tokony hanome menaka iray hina koa izy isaky ny lafarinina iray efaha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara