-
Ezekiela 41:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Folo hakiho ny sakan’ny fidirana, ary dimy hakiho ny sakan’ny rindrina* teo amin’ny andaniny, dia dimy hakiho ny teo amin’ny ankilany. Dia norefesiny ny lavan’ny Masina, ka 40 hakiho, ary 20 hakiho ny sakany.
-