Zakaria 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hisy rano velona+ hikoriana avy ao Jerosalema,+ amin’izany andro izany. Hivarina any amin’ny ranomasina atsinanana*+ ny antsasany, ary ho any amin’ny ranomasina andrefana*+ ny antsasany. Dia ho toy izany rehefa fahavaratra sy ririnina.
8 Ary hisy rano velona+ hikoriana avy ao Jerosalema,+ amin’izany andro izany. Hivarina any amin’ny ranomasina atsinanana*+ ny antsasany, ary ho any amin’ny ranomasina andrefana*+ ny antsasany. Dia ho toy izany rehefa fahavaratra sy ririnina.