FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 48:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa izy roa lahy zanakao kosa, izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao, dia ho lasa zanako.+ Ho lasa zanako tokoa i Efraima sy Manase, hoatran’i Robena sy Simeona.+

  • 1 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Voasoratra anarana etsy ambany ny zanakalahin’i Robena+ lahimatoan’i Israely. Izy no lahimatoa, saingy nandoto* ny fandrianan’ny rainy+ izy, ka nomena ny zanak’i Josefa,+ zanak’i Israely, ny zony amin’ny maha lahimatoa. Tsy voasoratra ao amin’ny tetirazana* àry hoe manana ny zon’ny lahimatoa izy.

  • Ezekiela 48:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny anjaran’i Efraima kosa mifanila amin’ny sisin-tanin’i Manase,+ manomboka eo amin’ny sisiny atsinanana ka hatreo amin’ny sisiny andrefana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara