18 “Ny ilany atsinanana indray eo anelanelan’i Haorana sy Damaskosy, dia manamorona ny faritr’i Jordana, eo anelanelan’i Gileada+ sy ny tanin’ny Israely. Tokony horefesinao daholo manomboka eo amin’ilay sisin-tany ka hatrany amin’ny ranomasina atsinanana. Izany no sisiny atsinanana.