Ohabolana 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hisy hilana azy ny harena* amin’ny andro fahatezerana,*+Fa ny fahamarinana kosa no hamonjy ny olona tsy ho faty.+ Zefania 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Samy tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah na ny volafotsiny na ny volamenany.+Fa toy ny afo ny fahatezerany ka handevona ny tany manontolo,+Satria handripaka ny mponina rehetra eto an-tany izy,+ ary tena hahatsiravina izany.”
4 Tsy hisy hilana azy ny harena* amin’ny andro fahatezerana,*+Fa ny fahamarinana kosa no hamonjy ny olona tsy ho faty.+
18 Samy tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah na ny volafotsiny na ny volamenany.+Fa toy ny afo ny fahatezerany ka handevona ny tany manontolo,+Satria handripaka ny mponina rehetra eto an-tany izy,+ ary tena hahatsiravina izany.”