-
Isaia 57:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”,+ hoy ny Andriamanitro.
-
-
Jeremia 8:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nisy zavatra tsara nitranga.
Nanantena fotoam-panasitranana isika, kanjo horohoro no niseho!
-