-
Ezekiela 9:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia nahita lehilahy enina aho, avy tany amin’ilay vavahady ambony+ manandrify ny avaratra. Samy nitondra ny fitaovam-piadiany famotipotehana izy ireo. Niaraka tamin’izy ireo ny lehilahy iray nanao akanjo rongony, ary nisy fitoeran-dranomaintin’ny mpitan-tsoratra* teo amin’ny andilany. Dia niditra izy ireo ka nijoro teo akaikin’ny alitara varahina.+
-