Deoteronomia 32:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nampisafoaka Azy izy ireo satria nivavaka tamin’ny andriamani-kafa,+Ary nampahatezitra Azy tamin’ny zava-maharikoriko.+
16 Nampisafoaka Azy izy ireo satria nivavaka tamin’ny andriamani-kafa,+Ary nampahatezitra Azy tamin’ny zava-maharikoriko.+