-
Ezekiela 1:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Namirapiratra toy ny krizolita no fahitana an’ireo kodiarana ireo, ary nitovy daholo izy efatra. Hoatran’ny kodiarana ao anaty kodiarana* no fahitana an’ireo sy ny bikabikany.
-