-
Ezekiela 10:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Raha iny mbola nijery iny aho, dia nahita zavatra toy ny vato safira teo ambonin’ilay zavatra fisaka teo ambony lohan’ny kerobima. Hoatran’ny seza fiandrianana no fahitana azy io.+
-