Ezekiela 12:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Ry zanak’olona, milaza ny vahoakan’Israely* hoe: ‘Mbola any aoriana be any vao ho tanteraka ny fahitana hitany, ary mbola ho ela be vao ho tanteraka ny faminaniany.’+
27 “Ry zanak’olona, milaza ny vahoakan’Israely* hoe: ‘Mbola any aoriana be any vao ho tanteraka ny fahitana hitany, ary mbola ho ela be vao ho tanteraka ny faminaniany.’+