-
Jeremia 52:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia novonoin’ny mpanjakan’i Babylona teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy. Novonoiny tao Ribla daholo koa ny andrianan’i Joda. 11 Dia nopotsirin’ny mpanjakan’i Babylona ny mason’i Zedekia.+ Ary nofatorany tamin’ny gadra varahina izy, ka nentiny tany Babylona, dia nataony am-ponja mandra-pahafatiny.
-