FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Deoteronomia 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Ireny firenena ho resinao ireny mantsy nihaino foana an’ireny mpampiasa herin’ny maizina+ sy mpanao sikidy+ ireny. Fa ianao kosa tsy avelan’i Jehovah Andriamanitrao hanao hoatr’izany.

  • Jeremia 27:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘“‘Koa aza mihaino an’ireo mpaminany, mpisikidy, mpanonofy, mpimasy, ary ireo mpilalao ody eo aminareo, izay milaza hoe: “Tsy hanompo ny mpanjakan’i Babylona ianareo!”

  • Mika 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 ‘Ho ao anaty haizina hoatran’ny amin’ny alina+ ianareo ka tsy hahita fahitana,+

      Ary ho ao anatin’ny haizina be ianareo ka tsy hanao sikidy.

      Dia hilentika tsy hanazava an’ireo mpaminany ireo ny masoandro,

      Ary ho lasa maizina aminy ny andro.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara