-
Ezekiela 33:30, 31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “Ry zanak’olona, samy miresaka anao eny am-bodirindrina sy eny am-baravaran’ny tranony ny firenenao.+ Mifampiresaka amin’ny rahalahiny izy ireo hoe: ‘Andao isika hihaino ny tenin’i Jehovah!’ 31 Dia hirohotra hankao aminao izy ireo, ka hipetraka eo anoloanao toy ny fanaon’ny vahoakako. Haheno ny teninao izy ireo nefa tsy hanaraka an’izany.+ Fa mandokadoka anao* izy ireo, nefa ny fony tia tombony tsy ara-drariny.
-