-
Levitikosy 20:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Izao no holazainao amin’ny Israelita: ‘Tsy maintsy vonoina ho faty na iza na iza manolotra ny taranany ho an’i Moleka, na Israelita izy na hafa firenena monina any Israely.+ Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka. 3 Izaho mihitsy no hanohitra azy ka handringana azy tsy ho eo amin’ny fireneny. Nisy natolony ho an’i Moleka mantsy ny taranany, ary nolotoiny ny toerako masina,+ dia nozimbazimbainy ny anarako masina.
-