2 “Tazano ireo havoana mangadihady ka jereo.
Taiza ny toerana mbola tsy nametavetana anao?
Nipetraka niandry azy ireo teny amoron-dalana ianao,
Hoatran’ny mpifindrafindra monina any an-tany efitra.
Lotoinao foana ilay tany,
Noho ianao mivaro-tena sy manao zava-dratsy.+