-
Ezekiela 23:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ny an’i Oholiba anefa vao mainka ratsy kokoa ny nataony. Nahita sarin-dehilahy vita sokitra teo amin’ny rindrina izy, izany hoe sarina Kaldeanina natao sokitra sy nolokoana mena volon-daoranjy,*
-
-
Ezekiela 23:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nirongatra ny faniriany hanao firaisana tamin’ireny, raha vao nahita an’ireny fotsiny izy. Dia naniraka olona ho any amin’ireny tany Kaldea+ izy.
-