Ezekiela 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nentin’ny fanahy aho, dia nandeha sady sosotra* sy tezitra be aho tao anatiko tao. Ary tsapako fa niasa be tamiko ny herin’i* Jehovah.
14 Dia nentin’ny fanahy aho, dia nandeha sady sosotra* sy tezitra be aho tao anatiko tao. Ary tsapako fa niasa be tamiko ny herin’i* Jehovah.