-
Ezekiela 17:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Naka iray tamin’ny taranaky ny mpanjaka koa izy,+ ka nanao fifanekena taminy ary nampanao fianianana azy.+ Dia nentiny koa ny olona ambony tao amin’ilay tany,+ 14 amin’izay dia haetry ilay fanjakana ka tsy ho tafarina intsony. Rehefa manaja an’ilay fifanekena nataony ihany anefa ny vahoaka vao haharitra ilay fanjakana.+
-